Hijery ny anatiny

“Sitrako Tokoa”

“Sitrako Tokoa”

Jereo ato hoe ahoana no azonao ampisehoana fitiavana, hoatran’ny nataon’i Jesosy.

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

“Sitrako Tokoa” (Hira 17)

Inona no azonao atao mba hanampiana ny sahirana?

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.