Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Mitory Isan-trano ve ny Vavolombelon’i Jehovah mba ho Voavonjy?

Inona no hahatonga antsika ho voavonjy? Ampy ve ny ezaka ataontsika?

Mitory Isan-trano ve ny Vavolombelon’i Jehovah mba ho Voavonjy?

Inona no hahatonga antsika ho voavonjy? Ampy ve ny ezaka ataontsika?

Maninona no tsy hoe Fiangonana no Iantsoan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Toerana Ivavahan’izy Ireo?

Jereo ato hoe nahoana ny trano fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah no antsoina hoe “Efitrano Fanjakana”?

Mitaky Ampahafolon-karena ve Ianareo?

Asaina mandoa vola voafaritra tsara ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Inona ny Zavatra Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Hiresaka fohifohy momba ny zavatra inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah io lahatsoratra io.

Mino An’i Jesosy ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana no zava-dehibe amin’ny tena Kristianina ny mino an’i Jesosy.

Mino ve ny Vavolombelon’i Jehovah fa ny Fivavahany Ihany no Marina?

Nilaza ve i Jesosy fa be dia be ny lalana hahazoana famonjena?

Mino ve ny Vavolombelon’i Jehovah fa Izy Ireo Ihany no ho Voavonjy?

Hazavain’ny Baiboly hoe iza no mety ho voavonjy.

Manaja ny Fivavahana Hafa ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana ny fanajana no mampiavaka ny tena Kristianina.

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?

Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.

Tsy Manaiky Hatao Vaksiny ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy toro lalana roa avy ao amin’ny Baiboly ato hanampy antsika hanapa-kevitra hatao vaksiny na tsia.

Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah ve ny Fampianarana Sasany Momba ny Famoronana?

Fantatrao ve hoe mifanohitra amin’ny Baiboly ny fampianarana sasany momba ny famoronana?

Ahoana no Fiheveran’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Siansa?

Mifanaraka amin’ny siansa ve ny zavatra inoan’izy ireo?

Mino ny Testamenta Taloha ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy ampahany efa lany andro ve amin’ny Baiboly? Ho hitanao ato fa mandray soa avy amin’ireo tantara sy torohevitra ao amin’ny Soratra Hebreo ny Kristianina.

Novan’ny Vavolombelon’i Jehovah ve ny Baiboly?

Aleo ianao mihitsy no mandinika raha izany tokoa no izy.

Nahoana no Nisy Niova ny Zavatra Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy gaga izahay raha tsy maintsy nahitsy ny zavatra inoanay sasany. Nisy diso hevitra koa ny mpanompon’Andriamanitra fahiny, dia tsy maintsy nahitsy ilay hevi-diso.

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mampiasa Lakroa?

Kristianina izahay, nefa tsy mampiasa lakroa amin’ny fivavahanay. Nahoana?

Manao Fotoam-pivavahana Iraisam-pinoana ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Inona no ampianarin’ny Baiboly momba ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana?

Ahoana no Ampiasan’ny Vavolombelon’i Jehovah An’izay Fanomezana Voarainy?

Ampiasain’ny Vavolombelona mba hampanankarena olona ve izy ireny?

Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

Jereo ato hoe ahoana no anisana ny Vavolombelon’i Jehovah.

Iza no Nanorina ny Fivavahan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana i Charles Taze Russell no tsy mpanorina fivavahana vaovao.

Avy Aiza ny Vola Ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy manao hoatran’ny fanaon’ny fivavahana maro izahay.

Mitaky Ampahafolon-karena ve Ianareo?

Asaina mandoa vola voafaritra tsara ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy Mpitondra Fivavahana Karamaina ve ao Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Miavaka amin’ny mpivavaka hafa ve ny mpitondra fivavahana? Iza no asaina mitory teny?

Misy Vehivavy Mitory Teny ve ao Aminareo?

Mandray anjara amin’ny fitoriana ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany ve ny vehivavy?

Ahoana no Andaminana ny Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo ato hoe ahoana no ahazoanay tari-dalana sy toromarika ara-baiboly.

Inona no Atao hoe Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Ireo anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ve no mpitarika ny fandaminanay?

Inona ny Watch Tower Bible and Tract Society?

Inona no ifandraisan’izy io amin’ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Nahoana no Tsy Mamaly ny Vavolombelon’i Jehovah Rehefa Misy Manendrikendrika Azy Ireo?

Manaraka ny toro lalan’ny Baiboly ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa misy manendrikendrika na manontany azy ireo. Mandinika tsara àry izy ireo hoe “fotoana anginana” sa “fotoana itenenana” amin’izay.—Mpitoriteny 3:7.

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mitety Trano?

Fantaro hoe nasain’i Jesosy nanao inona ny mpianany voalohany.

Mitory Isan-trano ve ny Vavolombelon’i Jehovah mba ho Voavonjy?

Inona no hahatonga antsika ho voavonjy? Ampy ve ny ezaka ataontsika?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mitsidika ny Olona Efa Manana ny Fivavahany?

Nahoana izahay no mitsidika ny olona efa manana ny fivavahany?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mbola Miresaka Amin’ny Olona Efa Niteny hoe Tsy Liana Izy?

Tsy miova mihitsy ny antony mahatonga an-dry zareo hanao an’izany.

Manery Olona Hiova Fivavahana ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Mitaona olona hiova fivavahana ve ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa mitory? Manery ny olona hiova finoana ve izy ireo?

Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Afaka mampiasa an’izay fandikan-tenin’ny Baiboly tianao ianao rehefa mianatra Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Azonao asaina koa ny fianakavianao na ny namanao.

Manao Asa Misionera ve Ianareo?

Iza no manao asa misionera ao aminareo, ary nahoana? Mahazo fiofanana manokana ve izay manao misionera?

Misy Vehivavy Mitory Teny ve ao Aminareo?

Mandray anjara amin’ny fitoriana ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany ve ny vehivavy?

Maninona no tsy hoe Fiangonana no Iantsoan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Toerana Ivavahan’izy Ireo?

Jereo ato hoe nahoana ny trano fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah no antsoina hoe “Efitrano Fanjakana”?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mampiasa Lakroa?

Kristianina izahay, nefa tsy mampiasa lakroa amin’ny fivavahanay. Nahoana?

Nahoana no Tsy Mitovy Amin’ny An’ny Fivavahana Hafa ny Fomba Ankalazan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Sakafo Harivan’ny Tompo?

Ny Fanasan’ny Tompo na Fahatsiarovana no fotoan-dehibe indrindra amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Inona no lazain’ny Baiboly momba azy io?

Manao Fotoam-pivavahana Iraisam-pinoana ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Inona no ampianarin’ny Baiboly momba ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana?

Manana ny Baiboliny Manokana ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Hanampy anao rehefa mianatra Baiboly ny mampiasa fandikan-teny isan-karazany. Misy zavatra telo mampiavaka ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao.

Marina Tsara ve ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao?

Nahoana no tsy mitovy amin’ny Baiboly maro ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao?

Novan’ny Vavolombelon’i Jehovah ve ny Baiboly?

Aleo ianao mihitsy no mandinika raha izany tokoa no izy.

Mino ny Testamenta Taloha ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy ampahany efa lany andro ve amin’ny Baiboly? Ho hitanao ato fa mandray soa avy amin’ireo tantara sy torohevitra ao amin’ny Soratra Hebreo ny Kristianina.

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mandray Anjara Amin’ny Fombafomba Mampiseho Fitiavan-tanindrazana?

Te haneho hevitra amin’ny resaka politika na sosialy ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mandeha Miady?

Fantatra eran-tany fa tsy mandeha miady ny Vavolombelon’i Jehovah. Nahoana izy ireo no manao an’izany?

Manampy ny Tra-boina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Fantaro hoe ahoana no hanampianay ny mpiara-mivavaka aminay sy ny olon-kafa rehetra misy loza.

Manaiky Hotsaboina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy milaza fa mandà ny fitsaboana rehetra ny Vavolombelon’i Jehovah. Marina ve izany?

Tsy Manaiky Hatao Vaksiny ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy toro lalana roa avy ao amin’ny Baiboly ato hanampy antsika hanapa-kevitra hatao vaksiny na tsia.

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?

Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.

Ahoana ny Hevitry ny Vavolombelon’i Jehovah Momba ny Fianarana?

Inona avy ny toro lalan’ny Baiboly arahin’ny Vavolombelon’i Jehovah, rehefa hanapa-kevitra momba an’izay fianarana hatao?

Teren’ny Vavolombelon’i Jehovah Hanaraka ny Fivavahany ve ny Zanany?

Izay tena hahasambatra ny zanany no tadiavin’ny ray aman-dreny Vavolombelon’i Jehovah, hoatran’ny ankamaroan’ny ray aman-dreny ihany. Izay fantany hoe hahasoa an’ilay ankizy no ampianariny azy.

Mampisara-bazana Fianakaviana ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Lazaina fa mampisara-bazana fianakaviana ny Vavolombelon’i Jehovah indraindray. Tena avy amin’ilay mpianakavy Vavolombelona tokoa ve anefa ny olana?

Ahoana no Fiheveran’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Fisaraham-panambadiana?

Ampian’ny Vavolombelona ve ny mpivady raha mahita olana ao an-tokantrano? Tsy maintsy eken’ny anti-panahy ve vao mahazo misara-panambadiana ny Vavolombelona?

Misy Filma na Hira na Boky Tsy Azon’ny Vavolombelon’i Jehovah Jerena na Henoina na Vakina Ve?

Inona avy ny toro lalan’ny Baiboly manampy ny Kristianina hifidy fialam-boly?

Nahoana no Misy Fety Tsy Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Fanontaniana telo lehibe momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fety.

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manao Krismasy?

Be dia be no manao Krismasy, na dia fantany aza hoe ahoana no niandohan’io fety io. Nahoana kosa ny Vavolombelon’i Jehovah no tsy manao Krismasy?

Nahoana Ianareo no Tsy Manao Paka?

Misy mihevitra fa fety kristianina ny Paka. Nahoana anefa ny Vavolombelon’i Jehovah no tsy mankalaza azy io?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manao Aniversera?

Jereo ato ny hevitra efatra momba ny aniversera, izay ahitana hoe tsy ankasitrahan’Andriamanitra io fety io.

Nahoana no Tsy Mitovy Amin’ny An’ny Fivavahana Hafa ny Fomba Ankalazan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Sakafo Harivan’ny Tompo?

Ny Fanasan’ny Tompo na Fahatsiarovana no fotoan-dehibe indrindra amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Inona no lazain’ny Baiboly momba azy io?

Ahoana no Fahitan’ny Vavolombelon’i Jehovah An’ireo Fombafomba Atao Amin’ny Fandevenana?

Inona ny toro lalana arahin’ny Vavolombelon’i Jehovah, rehefa hanapa-kevitra izy ireo raha handray anjara amin’ny fombafomba amin’ny fandevenana na tsia?

Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana izahay no tsy mitovy amin’ny fivavahana hafa antsoina hoe Kristianina.

Fivavahana Protestanta ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy zavatra roa mampiavaka ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ny fivavahana hafa tsy Katolika.

Sekta Amerikanina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo ireo zavatra efatra momba an’io fandaminana iraisam-pirenena io.

Manohana ny Jiosy ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Miorina amin’ny Soratra Masina ny zavatra inoanay. Tsy milaza izy io hoe misy foko na firenena ambony noho ny hafa.

Sekta ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo ato ny famaritana roa momba ny atao hoe sekta sy ny hoe nahoana izany no tsy mihatra amin’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

Jereo ato hoe ahoana no anisana ny Vavolombelon’i Jehovah.

Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?

Miresaka dingana telo tokony hatao ny Matio 28:19, 20.

Tsy Maintsy Lasa Vavolombelon’i Jehovah ve Aho Raha Mianatra Baiboly Miaraka Amin’izy Ireo?

Olona an-tapitrisany maneran-tany no mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Tsy maintsy lasa Vavolombelon’i Jehovah ve ianao raha miara-mianatra aminay?

Tsy Mifanerasera Amin’ny Olona Lasa Tsy Vavolombelon’i Jehovah Intsony ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy olona tena tokony horoahina indraindray. Mety hanampy azy hiverina ao amin’ny fiangonana indray izany.