Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

WATCHTOWER LIBRARY

Hampiditra Watchtower Library

Hampiditra Watchtower Library

Araho ireto dingana ireto raha te haka sy hampiditra Watchtower Library ianao:

  1. 1. Tsindrio ilay hoe Haka eto amin’ity pejy ity.

  2. 2. Mifidiana fiteny dia alaivo ilay rakitra .exe an’ny Watchtower Library.

  3. 3. Sokafy ilay rakitra azonao dia araho ny toromarika omena anao eo amin’ny efijery, momba ny fampidirana Watchtower Library.

  4. 4. Tsy ho tafiditra ho azy ny boky sy gazety ao amin’ilay fitehirizam-boky raha vao mampiditra Watchtower Library ianao. Araho ireto dingana ireto mba hampidirana azy:

    1. a. Sokafy ny Watchtower Library.

    2. b. Tsindrio ilay hoe Fanampiana dia avy eo ilay hoe Hitady Fanavaozana, mba hakana ny boky sy gazety ao amin’ny fitehirizam-boky.

    Azonao arahina koa ny toromarika ao amin’ilay hoe “Hanavao Watchtower Library raha te haka sy hampiditra fanavaozana ianao.