Hijery ny anatiny

Israely

 

2019-06-10

ISRAELY

Fampirantiana Maro Kokoa ho An’ny Mpizaha Tany An’arivony any Tel Aviv

Nampitombo ny fampirantiana nataony tany Tel Aviv ny Vavolombelon’i Jehovah tany Israely, tamin’ny Mey 2019.

2018-03-14

ISRAELY

Naseho Tany Tel Aviv ny Zavatra Nataon’ny Nazia Tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Nanao fampirantiana tany Tel Aviv ny Vavolombelon’i Jehovah, amin’izay mba fantatry ny olona kokoa hoe nampijalijalina ry zareo tamin’ny andron’ny Nazia.

2015-08-12

ISRAELY

Manohana ny Zon’ny Vavolombelona Hanatrika Fivoriambe ny Fitsarana Avo any Israely

Nanohitra ny fanavakavahana fivavahana ny manam-pahefana any Israely, ka niaro ny zon’ny Vavolombelona hanao fotoam-pivavahana.