Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Burkina Faso

Topy Maso—Burkina Faso

  • 22 721 000—Mponina
  • 1 986—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 50—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 12 470—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Afrika Andrefana

Ho hitanao ato hoe nahoana ny Eoropeanina sasany no nifindra tatsy Afrika Andrefana, ary nanao ahoana ny fiainany tany.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Ny Manakaiky An’Andriamanitra no Tsara Amiko

Tsy nitombo intsony i Sarah Maiga tamin’izy sivy taona. Lasa nifandray akaiky tamin’Andriamanitra anefa izy.