Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Silia

  • Eo akaikin’ilay volkano Calbuco, any Silia—Miresaka momba ny fampanantenana fiainana mandrakizay eto an-tany, avy ao amin’ny Baiboly

  • Valparaiso, any Silia​—Mamaky andinin-teny avy ao amin’ny Baiboly

Topy Maso—Silia

  • 19 961 000—Mponina
  • 87 175—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 964—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 232—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Mandamina Fanampiana ho An’ireo Tra-boina Noho ny Tondra-drano any Silia ny Vavolombelon’i Jehovah

Nanangana komitin’ny vonjy rano vaky avy hatrany ireo Vavolombelon’i Jehovah tao Copiapó taorian’ilay ranotrambo, mba hitondrana fanampiana.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Novalian-tsoa ny Ezaka sy ny Fiomanana Nataony

Ho hitanao ato ny tantaran’ny ankizivavikely folo taona, izay niezaka mafy nanasa ny olona miteny mapudungun tany am-pianarany, mba hanatrika fotoan-dehibe iray.