Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Niger

  • Haro Banda, tanàna any Niamey, any Niger​—Manolotra bokikely ara-baiboly

Topy Maso—Niger

  • 27 066 000—Mponina
  • 373—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 9—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 83 796—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Afrika Andrefana

Ho hitanao ato hoe nahoana ny Eoropeanina sasany no nifindra tatsy Afrika Andrefana, ary nanao ahoana ny fiainany tany.