Hijery ny anatiny

Manampy ny Ankizy ho Voaro Amin’ny Mpanolana ny Vavolombelon’i Jehovah

Manampy ny Ankizy ho Voaro Amin’ny Mpanolana ny Vavolombelon’i Jehovah

Milaza ny Baiboly fa tokony ho tia sy hanoro hevitra ary hiaro ny zanany ny ray aman-dreny, sady hihevitra azy ireo ho fanomezana avy amin’Andriamanitra. (Salamo 127:3; Ohabolana 1:8; Efesianina 6:1-4) Anisan’ny loza tena tokony hiarovan’ny ray aman-dreny ny zanany ny fametavetana.

Efa am-polony taona maro izay ny Vavolombelon’i Jehovah no namoaka fanazavana manampy ny fianakaviana hifankatia. Nisy zavatra hafa koa navoaka mba hanampiana ny ray aman-dreny hiaro ny zanany amin’ny fametavetana sy hampianatra azy ireo momba ny tetika ampiasain’ny mpanolana ankizy. Anisan’izany ireo zavatra natao lisitra eo ambany ireo. Mariho ny habetsahan’ny zavatra navoaka sy ny isan’ny fiteny namoahana azy. a

  • Lohateny: Incest—The Hidden Crime

    • Navoaka tao amin’ny: Mifohaza! 8 Febroary 1981

    • Isany: 7800000

    • Fiteny namoahana azy: 34

  • Lohateny: Help for the Victims of Incest

    • Navoaka tao amin’ny: Tilikambo Fiambenana 1 Oktobra 1983

    • Isany: 10050000

    • Fiteny namoahana azy: 102

  • Lohateny: Child Molesting—Every Mother’s Nightmare; Child Molesting—‘Who Would Do a Thing Like That?’; Child Molesting—You Can Protect Your Child

    • Navoaka tao amin’ny: Mifohaza! 22 Janoary 1985

    • Isany: 9800000

    • Fiteny namoahana azy: 54

  • Lohateny: The Innocent Victims of Child Abuse; The Secret Wounds of Child Abuse

    • Navoaka tao amin’ny: Mifohaza! 8 Oktobra 1991

    • Isany: 12980000

    • Fiteny namoahana azy: 64

  • Lohateny: Tandindomin-doza ny Zanakao!; Ahoana no Ahafahantsika Miaro ny Zanatsika?; Fisorohana ao An-tokantrano

    • Navoaka tao amin’ny: Mifohaza! 8 Aprily 1994

    • Isany: 13240000

    • Fiteny namoahana azy: 67

  • Lohateny: Arovy ny Zanakao

    • Navoaka tao amin’ny: Video natao hanampiana ny ray aman-dreny, laharana 4, navoaka tamin’ny 2002

    • Fiteny namoahana azy: 2

  • Lohateny: Ahoana no Niarovana An’i Jesosy?

  • Lohateny: Loza Iray Mampanahy ny Ray Aman-dreny; Ahoana no Azonao Iarovana ny Zanakao?; Ahoana no Hahatonga ny Tokantranonao ho Toeram-piarovana?

    • Navoaka tao amin’ny: Mifohaza! Oktobra 2007

    • Isany: 34267000

    • Fiteny namoahana azy: 81

  • Lohateny: Inona no Hataoko mba Tsy Hisy Hanolana Aho?; Manontany ny Ray Aman-dreny: Tokony Hiresaka Amin-janako Momba ny Firaisana ve Aho?

  • Lohateny: Ahoana no Hiresahana Amin’ny Zanaka Momba ny Firaisana?

    • Navoaka tao amin’ny: jw.org tamin’ny 5 Septambra 2013

    • Fiteny namoahana azy: 64

Mbola hanampy ny ray aman-dreny hiaro ny zanany amin’ny mpanolana ankizy foana ny Vavolombelon’i Jehovah.

a Ny daty namoahana azy tamin’ny teny anglisy no resahina ato.