Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Inona no soa ho azontsika raha maneho finoana isika? (Jaona 3:16)

  2. 2. Ahoana no azontsika anahafana an’i Isaka sy Rebeka, Estera, ary Timoty? (Mpito. 4:11, 12; Sal. 119:46; 2 Tim. 1:5)

  3. 3. Inona no hanampy antsika hitory foana na dia misy aza ny olana? (2 Kor. 4:13)

  4. 4. Inona avy no hanampy antsika ‘handeha amin’ny finoana’ isan’andro? (2 Kor. 5:7)

  5. 5. Inona no tokony hataontsika raha tiantsika ny ho fantatr’i Jehovah? (2 Tim. 2:19; Jak. 4:6; 2 Kor. 13:5)