MIFOHAZA! Mey 2014 | Adin-tsaina Foana ve no Iainanao?

Ilaina ihany ny miasa saina, saingy tsy tokony ho be loatra.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Biby sy zavamaniry vaovao 100 no hita, tsy tokony hijery tele loatra ny ankizy, ary mbola kely ny angovo tsy mandoto tontolo iainana.

MATOAN-DAHATSORATRA

Adin-tsaina Foana ve no Iainanao?

Ato misy torohevitra tsotra avy ao amin’​ny Baiboly, mba hiatrehana olana efatra mety hampiady saina anao.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Internet: Ampitandremo ny Zanakao

Ahoana no azonao anampiana ny zanakao hanao safidy tsara, fa tsy hoe matahotra ny ho bedy fotsiny?

FANADINADINANA

Miresaka ny Finoany Ilay Mpandidy Matihanina

Nandritra ny taona maro ny Dr. Guillermo Perez no nino ny evolisiona. Resy lahatra anefa izy tatỳ aoriana fa nisy namorona ny olona. Inona no nanova ny heviny?

Fanenjehana Mpamosavy Tany Eoropa

Nisy fotoana nanjakan’​ny habibiana, noho ilay “boky nahatsiravina indrindra teto an-tany.”

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fisaintsainana

Tsy hoe mahasoa daholo ny karazana fisaintsainana rehetra.

Izany fa ‘Miantsoantso ny Fahendrena’! Henonao Ve?

Ny fahendren’​Andriamanitra no vahaolana ho an’​ny fahorian’​ny olombelona.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mba Matotra Ihany ve Izaho Ity?

Tsy voatery ho azonao atao daholo izay azon’ny ankizy hafa atao. Nahoana?

Inona no Ataoko fa Nisaraka i Dada sy Neny?

Ahoana no atao mba tsy halahelo be, na ho tezitra, na hitana lolompo?

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Bika Aman’endrika

Nahoana ny tanora sasany no lasa mifantoka be amin’ny bika aman’endrika? Inona no hanampy azy ireo hahay handanjalanja?

Nihalehibe Tany Ejipta i Mosesy

Nahoana i Mosesy no napetraky ny reniny teny amin’ny Reniranon’i Neily? Fantaro ny momba azy sy ny fianakaviany ary ny zanakavavin’i Farao.