Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanazavana Fanampiny

Fanazavana Fanampiny

MISY TOROHEVITRA TENA MANDAITRA AO AMIN’NY BAIBOLY, na ho an’ny mpivady izany, na ho an’ny ray aman-dreny, na ho an’ny tanora. Manampy ny olona hahay hisaina sy hahay hanapa-kevitra ny toro lalana ao.—Ohabolana 1:1-4.

MAMALY AN’IREO FANONTANIANA MANAHIRAN-TSAINA ANTSIKA KOA NY BAIBOLY. OHATRA HOE:

Ho hitanao ao amin’ny Baiboly ny valin’ireo fanontaniana ireo sy ny maro hafa. Jereo ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Midira ao amin’ny www.mr1310.com/mg.