NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 9 Septambra ka hatramin’ny 6 Oktobra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 27

Miezaha ho Be Herim-po Hoatran’i Zadoka

Hianarana ny herinandron’ny 9 ka hatramin’ny 15 Septambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 28

Hainao ve ny Manavaka ny Fahamarinana?

Hianarana ny herinandron’ny 16 ka hatramin’ny 22 Septambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 29

Mitandrema Foana mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy

Hianarana ny herinandron’ny 23 ka hatramin’ny 29 Septambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 30

Lesona Lehibe Ianarantsika avy Amin’ny Mpanjakan’ny Israely

Hianarana ny herinandron’ny 30 Septambra ka hatramin’ny 6 Oktobra 2024.

Inona no Hanampy Anao Hizatra Fiangonana Vaovao?

Betsaka ny Kristianina falifaly sy manompo tsara foana rehefa nifindra fiangonana. Inona no nanampy an-dry zareo? Misy torolalana efatra afaka manampy anao ato.

Fanontanian’ny Mpamaky

Iza ilay “vehivavy” resahin’ny Isaia 60:1, ary amin’ny fomba ahoana izy no hoe ‘hitsangana’ sy ‘handefa hazavana’?