NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jona 2022

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 8 Aogositra ka hatramin’ny 4 Septambra 2022.

Fantatrao Ve?

Navelan’ny Romanina halevina hoatran’ny olon-drehetra ihany ve izay novonoina teo amin’ny tsato-kazo, hoatran’i Jesosy?

Fantatrao Ve?

Ahoana no namaritana ny taona sy ny volana taloha?