Hijery ny anatiny

Naneho Fitiavana Foana i Jehovah

Ho hitanao ato hoe tia an’Andriamanitra sy ny olon-kafa foana i Josefa na dia mafy aza ny nahazo azy. Nahatsapa koa izy hoe naneho fitiavana taminy foana i Jehovah tamin’izy niatrika fitsapana. Miorina amin’ny Genesisy 37:1-36; 39:1–47:12.