Fampidiran-dresaka Ampiasaina eny Amin’ny Fanompoana

Video natao hanampiana anao hanomboka resadresaka momba ny Baiboly.

Video Fampidirana: Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Raha haintsika hoe ahoana no nampisy antsika, dia mety ho fantatsika koa ny antony.

Video Fampidirana: Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?

Miatrika olana be dia be amin’izao ny fianakaviana sy ny mpivady. Manome torohevitra tsara hanampy azy ireo ho tena sambatra ny Baiboly.

Te Handre Vaovao Tsara ve Ianao?

Miresaka vaovao tsara momba ny zavatra tsara kokoa ny Isaia 52:7. Manampy anao hanana fianakaviana sambatra, hahazo tena namana, ary hilamin-tsaina io vaovao tsara io.

Mbola Hahita An’ireo Havantsika Efa Maty ve Isika?

Mampanantena ny Baiboly fa mbola ho hitanao eto an-tany ny havanao sy ny namanao efa maty.

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Be dia be ny olona te hahalala ny marina momba ny Vavolombelon’i Jehovah. Aleo izahay mihitsy no hilaza aminao ny momba anay.