Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary

Rehefa mandinika akaiky ny zavaboary manodidina antsika isika, dia hitantsika tsara ny toetran’ny Mpamorona sady lasa akaiky azy isika.

Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary

Firy ny zavaboarin’Andriamanitra hitanao isan’andro? Hita amin’ny zavatra noforoniny hoe faran’izay mahay sy tena tia antsika izy.

Hazavana sy Loko

Nomen’i Jehovah loko tsara tarehy ny zavaboariny tsirairay. Mampahatsiahy antsika isan’andro izany hoe tena tia antsika izy.

Rano

Manome porofo amintsika isan’andro ny rano hoe Mpamorona mahay i Jehovah Andriamanitra.

Fomba Namoronana ny Zavaboary

Inona no porofo hoe nisy lamina maty paika rehefa noforonina ny zavaboary?

Endri-javatra

Tsy kisendrasendra no nampivoaka ny endriky ny zavaboary, fa nisy nandamina sy nahay namorona.

Sary Mifandimby

Inona no fantatrao momba ny Mpamorona rehefa mijery ny hakanton’izao rehetra izao ianao?