Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

A7-I

Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Farany Nataon’i Jesosy Tany Jerosalema (Fizarana 2)

FOTOANA

TOERANA

ZAVA-NITRANGA

MATIO

MARKA

LIOKA

JAONA

14 Nisana

Jerosalema

Nampahafantarin’i Jesosy fa mpamadika i Jodasy ka noroahiny

26:21-25

14:18-21

22:21-23

13:21-30

Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy (1Ko 11:23-25)

26:26-29

14:22-25

22:19, 20, 24-30

 

Nilaza izy fa handa azy i Petera ary hiparitaka ny apostoly

26:31-35

14:27-31

22:31-38

13:31-38

Nampanantena mpanampy; fanoharana: Tena voaloboka; didy momba ny fitiavana; vavaka farany niaraka tamin’ny apostoly

     

14:1–17:26

Getsemane

Nitebiteby be tao an-jaridaina; ny namadihana sy nisamborana an’i Jesosy

26:30, 36-56

14:26, 32-52

22:39-53

18:1-12

Jerosalema

Teo anatrehan’i Anasy, Kaiafa, Fitsarana Avo Jiosy; nanda azy i Petera

26:57–27:1

14:53–15:1

22:54-71

18:13-27

Nananton-tena i Jodasy mpamadika (As 1:18, 19)

27:3-10

     

Teo anatrehan’i Pilato, tany amin’i Heroda, tany amin’i Pilato indray

27:2, 11-14

15:1-5

23:1-12

18:28-38

Te hanafaka azy i Pilato, nefa naleon’ny Jiosy i Barabasy; voaheloka ho faty teo amin’ny hazo fijaliana

27:15-30

15:6-19

23:13-25

18:39–19:16

(Zoma t. 3:00 tolakandro)

Golgota

Maty teo amin’ny hazo fijaliana

27:31-56

15:20-41

23:26-49

19:16-30

Jerosalema

Nesorina teo amin’ny hazo fijaliana ny fatiny ary nalevina

27:57-61

15:42-47

23:50-56

19:31-42

15 Nisana

Jerosalema

Nasian’ny mpisorona sy Fariseo mpiambina ny fasana sady nasiany tombo-kase

27:62-66

     

16 Nisana

Jerosalema sy ny manodidina; Emaosy

Natsangana tamin’ny maty i Jesosy; niseho indimy tamin’ny mpianatra

28:1-15

16:1-8

24:1-49

20:1-25

Taorian’ny 16 Nisana

Jerosalema; Galilia

Niseho imbetsaka tamin’ny mpianatra (1Ko 15:5-7; As 1:3-8); nanome toromarika; naniraka an-dry zareo hampianatra olona

28:16-20

   

20:26–21:25

25 Iara

Tendrombohitra Oliva, akaikin’i Betania

Niakatra tany an-danitra i Jesosy, 40 andro taorian’ny nananganana azy (As 1:9-12)

   

24:50-53