MIFOHAZA! Mey 2015 | Mbola Hihatsara ve ny Fiainan’ireo Tsy Manan-kialofana?

Afaka manampy ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana ny torohevitra ao amin’ny Baiboly. Resahina ao koa anefa hoe tsy hisy intsony ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana amin’ny hoavy.

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba An’i Azia

Inona ny olana atrehin’ny firenena aziatika eo amin’ny resaka fampianarana sy fiarovana ny mponina? Afaka manampy ve ny Baiboly?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mbola Hihatsara ve ny Fiainan’ireo Tsy Manan-kialofana?

Misy toro lalana manatsara ny fari-piainantsika sy manampy antsika tsy ho kivy ao amin’ny Baiboly.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ampianaro Hankatò ny Zanakao

Miady foana angamba ianao sy ny zanakao hoe ny sitrapon’​iza no harahina ary hoatran’​ny izy foana no mandresy. Misy torohevitra dimy hanampy anao ato.

“Manampy Anay Hilamin-tsaina Andriamanitra”

Nisy nanafika ny sekoly iray tao Beslan tamin’ny 2004. Mitantara ny zavatra nanampy azy ireo tsy hihorohoro intsony ny takalon’aina telo.

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Al-Khwarizmi

Io Arabo niaina tamin’ny taonjato fahavalo io no namorona an’ilay zavatra ‘tena ilaina indrindra amin’ny matematika.’

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Herisetra

Ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny herisetra? Afaka miova ve ny olona mahery setra?

NISY NAMORONA VE?

Ny “Jiron’ny” Angisy any Hawaii

Mamoaka hazavana io biby io mba tsy ho hitan’ny biby mpihaza azy.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

Jereo ity video ity dia ho fantatrao ny valiny.

Manaova Azafady dia Mahaiza Misaotra

Lasa hain’i Kaleba fa tena ilaina ireo teny ireo.