Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2022 | Afaka ny Hifankatia ve ny Olona Mifankahala?

Be dia be no mifankahala eran-tany. Misy, ohatra, manavakavaka, mampijaly ny hafa, manao teny maharary, na mifamono mihitsy. Ho resy ihany ve ny fankahalana indray andro any? Ho hitantsika ato hoe nahoana ny fampianaran’ny Baiboly no afaka manampy ny olona tsy hifankahala intsony. Horesahina ato koa fa mampanantena Andriamanitra hoe hofoanany mandrakizay ny fankahalana.

 

Afaka Mandresy ny Fankahalana Isika!

Inona no atao hoe fankahalana? Ahoana matetika no isehoan’izy io?

Maninona ny Olona no Mifankahala?

Resahin’ny Baiboly hoe inona ny fototry ny fankahalana, nahoana ny olona no mora mankahala ny hafa, ary nahoana ny fankahalana no miely be amin’izao.

Inona no Hanampy ny Olona Tsy Hifankahala Intsony?

Manampy olona maro ho tsara toetra kokoa ny fampianaran’ny Baiboly.

INONA NO HANAMPY NY OLONA TSY HIFANKAHALA INTSONY?

1 | Aza Manavakavaka

Raha tsy manavakavaka hoatran’Andriamanitra ianao, dia hahavita hanala an’izay fihetseham-po ratsy anananao.

INONA NO HANAMPY NY OLONA TSY HIFANKAHALA INTSONY?

2 | Aza Mamaly Faty

Matokia fa tsy ho ela Andriamanitra dia hanitsy ny tsy rariny rehetra. Hanampy anao tsy ho te hamaly faty izany.

INONA NO HANAMPY NY OLONA TSY HIFANKAHALA INTSONY?

3 | Esory ao An-tsaina ny Fankahalana

Hanampy anao hanala ny fankahalana ao an-tsainao sy ao am-ponao ny Tenin’Andriamanitra.

INONA NO HANAMPY NY OLONA TSY HIFANKAHALA INTSONY?

4 | Ekeo ny Fanampian’Andriamanitra

Manampy anao hanana toetra hahatonga anao tsy hankahala ny hafa intsony ny fanahy masin’Andriamanitra.

Tsy Hisy Intsony ny Fankahalana!

Iza no afaka hanafoana mandrakizay ny fankahalana?

Be dia Be no Mijaly Satria Ankahalaina

Inona no hanampy ny olona tsy hifankahala intsony? Efa manomboka misy maneran-tany ny tena fiovana amin’izao.