NY TILIKAMBO FIAMBENANA Septambra 2013 | Nahoana Isika no Mijaly Be toy Izao? Rahoviana Izany no Hifarana?

Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fijaliana, ary hafiriana ny olombelona no mbola hijaly be toy izao?

MATOAN-DAHATSORATRA

Maro ny Tsy Manan-tsiny Namoy ny Ainy

Be dia be ny fijaliana maneran-tany, ary noho ny antony tsy ara-drariny izany matetika. Andriamanitra ve no tokony homena tsiny?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Be dia Be ny Fijaliana?

Inona ireo antony dimy tena mahatonga ny fijaliana ary iza no afaka manafoana an’izany? Vakio ato ny valin’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Kely Sisa dia Tsy Hisy Intsony ny Fijaliana!

Nampanantena Andriamanitra fa hanafoana ny zava-drehetra mahatonga ny fijaliana izy. Ahoana no hanaovany an’izany, ary rahoviana?

TANTARAM-PIAINANA

Mahantra Nefa Manankarena Ara-panahy

Hitan’i Alexander Ursu fa nandroso foana ny asa tany amin’ny Firaisana Sovietika. Vakio ato ny tantarany, fa tena mahaliana.

Niforona Tany Babela ve ny Fiteny Rehetra?

Inona ny Tilikambon’i Babela? Ahoana marina no niforonan’ny fitenin’ny olombelona?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Ny Mpanome Amim-pifaliana no Tian’Andriamanitra”

Fantaro hoe nahoana no zava-dehibe ny antony anaovantsika fanomezana.

AMPIANARO NY ZANAKAO

Mety Malahelo Andriamanitra. Ahoana no Hampifaliantsika Azy?

Fantatrao ve fa misy vokany eo amin’i Jehovah izay ataonao? Ho hitanao ato fa nanao izay nampalahelo an’i Jehovah i Adama sy Eva.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Atoron’ny Baiboly ny fomba hananana tokantrano sambatra. Mandaitra ny toroheviny, satria avy amin’i Jehovah, ilay namorona ny fanambadiana

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Avy Aiza ny Vola Ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy manao hoatran’ny fanaon’ny fivavahana maro izahay.