Hijery ny anatiny

Fiainana sy Fahafatesana

Fiainana

Inona no Antony Ahavelomantsika?

Efa nieritreritra ve ianao hoe: ‘Inona no antony namoronana antsika?’ Vakio ato ny fanazavana omen’ny Baiboly.

Inona no Tian’Andriamanitra Hataoko eo Amin’ny Fiainana?

Mila mahazo fambara manokana na fahitana ve ianao vao hahalala izay tian’Andriamanitra hataonao? Inona no lazain’ny Baiboly?

Te ho Velona Mandrakizay ve Ianao?

Mampanantena ny Baiboly hoe ho velona mandrakizay izay manao ny sitrapon’Andriamanitra. Zavatra telo no tiany hataontsika.

Misy Fanahy Tsy Mety Maty ve ao Anatin’ny Olona?

Rehefa maty ianao, moa ve misy zavatra miala ao aminao?

Ny Anaran’iza no Misoratra ao Amin’ny “Bokin’ny Fiainana”?

Nampanantena Andriamanitra fa hahatsiaro an’ireo tsy mivadika aminy izy. Ao amin’ny “bokin’ny fiainana” ve ny anaranao?

Fahafatesana

Nahoana ny Olona no Maty?

Mampahery antsika ny valiny omen’ny Baiboly, sady manome fanantenana.

Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?

Mahafantatra ny zavatra ataon’ny velona ve ny maty?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny hoe Mandoro Faty?

Tsy maintsy alevina foana ve ny faty? Azo atao ve ny mandoro faty?

Afaka Manampy ny Olona Te Hamono Tena ve ny Baiboly?

Inona avy ny soso-kevitra omen’ny Baiboly ho an’ny olona te hamono tena?

Inona no Hanampy Anao Tsy Hatahotra ny ho Faty?

Hankafy fiainana ianao raha tsy matahotra loatra ny ho faty.

Mitombina ve ny Fitantaran’ny Olona Noheverina ho Maty Nefa Velona?

Mahita mialoha ny any ankoatra ve izy ireo? Manampy antsika hamaly an’izany ny fitantaran’ny Baiboly momba ny nitsanganan’i Lazarosy tamin’ny maty.

Efa Voalahatra ve ny Fotoana Ahafatesantsika?

Nahoana ny Baiboly no milaza hoe “ao ny andro ahafatesana”?

Azo Atao ve ny Manapitra ny Ain’ny Marary Efa Tsy Avotra Intsony?

Ahoana raha efa miala aina ny olona iray fa tsy avotra intsony? Tsy maintsy mitady ny hevitra rehetra mba hanalavana ny fiainany ve isika?

Lanitra sy Afobe

Inona no Atao hoe Lanitra?

Misy heviny telo ny hoe lanitra ao amin’ny Baiboly.

Iza no Mankany An-danitra?

Be dia be ny olona mihevitra hoe mankany an-danitra daholo ny tsara fanahy rehetra. Inona marina anefa no ampianarin’ny Baiboly?

Tena Misy ve ny Afobe? Inona no Atao hoe Afobe Raha ny Baiboly no Jerena?

Betsaka no mino hoe toerana fampijalijaliana mandrakizay ny afobe ary any no sazina ny ratsy fanahy. Izany ve anefa no ampianarin’ny Baiboly?

Iza no Mankany Amin’ny Afobe?

Mety hisy tsara fanahy mankany amin’ny afobe ve? Misy tafavoaka velona avy any ve? Hisy foana ve ny afobe? Mamaly an’izany ny Baiboly.

Fa Inona moa ny Farihy Afo? Mitovy Amin’ny Afobe na Gehena ve Izy Io?

“Manana ny lakilen’ny afobe sy ny fahafatesana” i Jesosy. Ananany koa ve ny lakilen’ny farihy afo?

Iza Ilay Mpanankarena sy Lazarosy?

Asehon’ilay fanoharan’i Jesosy ve hoe mankany an-danitra ny tsara fanahy ary mijalijaly any amin’ny afobe ny ratsy fanahy?

Miresaka Momba ny Afofandiovana ve ny Baiboly?

Ho gaga ianao rehefa mahafantatra hoe avy aiza io fampianarana io.

Mankany An-danitra ve ny Biby?

Tsy miteny mihitsy ny Baiboly hoe ho any an-danitra ny biby ataon’ny olona namana, ohatra hoe ny alika. Nahoana?

Izay Azo Antenaina Momba ny Maty

Inona no Atao hoe Fitsanganana Amin’ny Maty?

Mety ho gaga ianao rehefa mahalala hoe iza avy no hatsangana amin’ny maty.