Hijery ny anatiny

Fotoana Malalaka

Mety hahatonga anao hahazo aina tsara sy hahazo hery ny fialam-boly, nefa mety handreraka be anao koa! Jereo ato hoe ahoana no azonao ampiasana tsara ny fotoana malalaka anananao sy andraisana soa be dia be avy amin’izany.

Tsy Mampaninona ve Izay Mozika Henoiko?

Tena misy heriny eo amin’ny olona ny mozika. Hanampy anao hahay hifidy ny mozika henoinao ity lahatsoratra ity.

Resadresaka Momba ny Mozika

Ahoana no fahitan’ny ray aman-dreninao ny mozika ankafizinao? Ary ahoana no fahitanao ny mozika ankafizin’izy ireo? Ampitahao ny valin-teninareo dia iaraho midinika avy eo.

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Lalao Video?

Misy vokany tsara izy ireny, nefa koa misy vokany ratsy. Inona avy izany?

Ny Lalao Video

Ataovy ity fampiasana ity fa hanampy anao hahita raha tsara na ratsy ny lalao video ataonao.

Lalao Video: Mandresy Ianao sa Resy?

Mety hahafinaritra ny lalao video, nefa misy maha ratsy azy koa. Inona àry no azonao atao mba tsy ho resin’ny lalao video ianao?

Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Spaoro?

Lasa mahay miara-miasa sy mifampiresaka amin’ny hafa ianao, rehefa manao spaoro. Izy io ve anefa no tokony ho zava-dehibe indrindra aminao?

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Spaoro?

Diniho hoe inona ny spaoro ataonao, ahoana no anaovanao an’ilay izy, ary hoatran’ny ahoana ny fotoana laninao.

Tsara ve ny Manao Fialam-boly Mampangitakitaka?

Maro ny tanora te hamantatra ny fetran’ny mety ho vitany. Manao zavatra mampidi-doza izy ireo indraindray. Te hanao an’izany koa ve ianao?

Vitao Aloha Izay Tokony Hatao vao Miala Voly E!

Ny “vato” ve no alefanao aloha sa ny “fasika”?

Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?

Sarobidy ny fotoananao. Misy soso-kevitra dimy afaka manampy anao handamina fotoana ato.

Inona no Hevitra fa Tsy Mahita Hatao Aho?

Manampy ve ny fitaovana elektronika? Mety hanova zavatra ve ny toe-tsaina?

Tsy Mampaninona ve ny hoe Liana Amin’ny Zavatra Mifandray Amin’ny Herin’ny Maizina?

Betsaka no lasa liana amin’ny resaka fanandroana, vampira, mpamosavy, lolovokatra, sy ny hoatr’izany. Nahoana anefa izany no mampidi-doza?

Nahoana no Tsy Avelan’i Dada sy Neny Hifalifaly Aho?

Tokony hiera amin’i Dada sy Neny ve aho rehefa te hifalifaly sa tokony tonga dia handeha?