Hijery ny anatiny

Namana

Mety ho sarotra ny mahita tena namana, nefa mety mbola ho sarotra kokoa noho izany ny mitazona an-dry zareo hoe ho namanao foana! Ahoana no ahazoanao namana tena tsara, dia inona no azonao atao mba ho namanao foana ry zareo?

Fifandraisana Amin’ny Namana

Inona no Atao hoe Tena Namana?

Betsaka ny namana sandoka, nefa ahoana no ahitana tena namana?

Ahoana no Hahazoana Tena Namana?

Misy soso-kevitra efatra ato hanampy anao hanana namana akaiky.

Fa Maninona Aho no Tsy mba Mana-namana?

Tsy ianao ihany no mahatsiaro ho manirery sy tsy mana-namana. Ahoana no nataon’ny tanora hafa mitovy aminao mba hiatrehana izany?

Malahelo Be ve Ianao Rehefa Tsy Misy Namana?

Mankarary ny malahelo lava, mitovy amin’​⁠ny mifoka sigara 15 isan’​⁠andro ny vokatr’​⁠ilay izy. Ahoana no atao mba tsy halahelo be rehefa tsy misy namana?

Inona no Azo Atao Raha Manirery?

Mahatsiaro ho manirery ve ianao? Fenoy ity, dia ho hitanao hoe nahoana ianao no manirery ary inona no azonao atao.

Inona no Azoko Atao fa Saro-kenatra Aho?

Aza avela hisakana anao tsy hahazo namana tsara sy hanao zavatra mahafinaritra ny hasarotan-kenatra.

Ahoana no Hahitana Namana Tsy Mivadika?

Jereo hoe nahoana i Davida sy Jonatana no mpinamana be.

Nahoana Aho no Tokony Hinamana Amin’ny Olona Isan-karazany?

Tsara ny manana namana vitsivitsy, nefa mety hahitana olana koa. Fa nahoana?

Ahoana no Hatao Raha Te Hinamana Amin’ny Olona Isan-karazany?

Ahoana no hatao raha te hinamana amin’ny olona isan-karazany? Inona no mahatsara an’izany?

Mpinamana Fotsiny sa Mpifankatia? Fizarana 2: Tena Tia Azy Tokoa ve Aho?

Ahoana no ahafantaranao raha ny ataonao no mety hahatonga an’ilay namanao hieritreritra hoe tia azy ianao? Ireto misy soso-kevitra.

Asio Fetrany Ihany

Asio fetrany ihany rehefa mifandray amin’ny namana.

Olana

Ahoana Raha Manao Zavatra Mampalahelo Ahy ny Namako?

Tokony ho fantatrao fa tsy maintsy misy foana ny olana rehefa mifandray amin’olona. Inona àry no azonao atao rehefa miteny na manao zavatra mampalahelo anao ny namanao?

Ahoana Raha Misy Manery Ahy Hanao Fianarana Ambony na Hampiaraka?

Ho hitanao ato hoe afaka manampy anao handresy fakam-panahy ny torolalan’ny Baiboly.

Inona no Atao mba Tsy ho Voatarika Haditra?

Na ny ankizy hendry aza mety ho lasa haditra, rehefa voataonan’ny namany. Ahoana no fomba hialanao amin’izany?

Eh! Aza Maditra Hoatr’ireny!

Misy zavatra efatra azonao atao ato, raha sendra misy ankizy mitarika anao haditra.

Ahoana no Hataoko Raha Tsy Mitovy Amin’ny Ankizy Hafa Aho?

Inona no zava-dehibe kokoa aminao: Miezaka hitovy amin’ny hafa na dia ratsy fitondran-tena aza ry zareo? Sa miezaka hanana hazondamosina?

Ahoana no Hahaizako Miresaka Kokoa?

Soso-kevitra telo hanampy anao hahay hanomboka resaka sy hanohy an’izany.

Fa Maninona àry no Tsy Mety Foana ny Zavatra Teneniko?

Mila mieritreritra tsara ianao vao miteny. Hanampy anao amin’izany ny torohevitra ato.

Inona no Tokony Hataoko Raha Nanao Fahadisoana Aho?

Mety tsy ho sarotra be araka ny ieritreretanao azy ny vahaolana.

Ahoana no Hataoko Raha Misy Mifosa Aho?

Raha misy mifosa ianao, inona no azonao atao mba tsy hisy vokany be eo amin’ny fiainanao izany?

Ahoana no Ataoko Raha Misy Mifosafosa?

Mila manao zavatra haingana ianao, raha vao mitady hivadika ho fosafosa ny resaka!

Tsy Mampaninona ve ny Manadaladala Olona?

Inona no atao hoe manadaladala olona? Nahoana no misy manao an’ilay izy? Inona no maharatsy an’ilay izy?

Manadaladala Fotsiny Ve?

SMS tsotra fotsiny indraindray dia mety hoeritreretin’ny olona hoe manadaladala. Inona àry no tsy tokony hataonao?

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?

Mety hahatonga anao ho very namana sy ho ratsy laza ny SMS. Nahoana?

Hajao ny Hafa Rehefa Mampiasa Telefaonina

Tsy manaja ve raha ajanona ny resaka mba hijerena SMS? Sa raha tsy jerena mihitsy ny SMS alefan’olona satria variana miresaka, dia izay no tena tsy manaja?