Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy ho An’ny Efesianina

Toko

1 2 3 4 5 6

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Fitahiana ara-panahy (3-7)

    • Hangonina ho ao amin’i Kristy daholo ny zava-drehetra (8-14)

      • “Fitantanan-draharaha” amin’ny fotoana voatondro (10)

      • Nasiana tombo-kase tamin’ny fanahy masina, izay “antoka mialoha” (13, 14)

    • Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly satria nino ny Efesianina; nivavaka ho azy ireo (15-23)

  • 2

    • Novelomina niaraka tamin’i Kristy (1-10)

    • Noravana ilay rindrina nanasaraka (11-22)

  • 3

    • Zava-miafina masina: Tafiditra koa ny hafa firenena (1-13)

      • Ho mpiray lova amin’i Kristy ny hafa firenena (6)

      • Fikasan’Andriamanitra hatrizay hatrizay (11)

    • Nivavaka i Paoly mba ho azon’ny Efesianina tsara ny fahamarinana (14-21)

  • 4

    • Tafaray ireo anisan’ny vatan’i Kristy (1-16)

      • Lehilahy natao fanomezana (8)

    • Ny toetra taloha sy ny toetra vaovao (17-32)

  • 5

    • Zavatra ratsy tsy tokony hotononina na hatao (1-5)

    • Asehoy fa zanaky ny mazava ianareo (6-14)

    • Aoka ianareo ho feno fanahy masina (15-20)

      • Ampiasao tsara ny fotoananareo (16)

    • Torohevitra ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy manambady (21-33)

  • 6

    • Torohevitra ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny (1-4)

    • Torohevitra ho an’ny mpanompo sy ny tompo (5-9)

    • Tafio daholo izay fiadiana omen’Andriamanitra (10-20)

    • Firarian-tsoa (21-24)