Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Teny Fampidirana

Teny Fampidirana

Maro ny zavatra mety handrava ny tokantrano sy ny fianakaviana amin’izao fotoan-tsarotra izao. Afaka ny ho sambatra ve anefa ny fianakaviana? Tsy mora izany, nefa afaka manampy anao ity bokikely ity. Marina fa tsy voaresaka ato daholo ny olana ao an-tokantrano. Misy toro lalana ara-baiboly mahasoa sy soso-kevitra azo ampiharina anefa ato. Ho sambatra ny fianakavianao raha manaraka azy ireny.