Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Asan’ny Apostoly

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Nosoratana ho an’i Teofilo (1-5)

    • Ho vavolombelona hatrany amin’ny faran’ny tany (6-8)

    • Niakatra any an-danitra i Jesosy (9-11)

    • Nivory ny mpianatra sady niray saina (12-14)

    • Matia voafidy hisolo an’i Jodasy (15-26)

  • 2

    • Nilatsaka ny fanahy masina tamin’ny Pentekosta (1-13)

    • Lahateny nataon’i Petera (14-36)

    • Nanohina ny fon’ny olona ny lahatenin’i Petera (37-41)

      • Nisy 3 000 ny natao batisa (41)

    • Fifaneraserana kristianina (42-47)

  • 3

    • Nanasitrana mpangataka nalemy tongotra i Petera (1-10)

    • Lahatenin’i Petera teo amin’ny Lala-mitafon’i Solomona (11-26)

      • ‘Famerenana ny zava-drehetra amin’ny laoniny’ (21)

      • Mpaminany hoatran’i Mosesy (22)

  • 4

    • Nosamborina i Petera sy Jaona (1-4)

      • Lasa 5 000 ny lehilahy mpino (4)

    • Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (5-22)

      • “Tsy azonay atao ny tsy hiteny intsony” (20)

    • Nivavaka mba hanana fahasahiana (23-31)

    • Nifampizara an’izay nananany ny mpianatra (32-37)

  • 5

    • Ananiasy sy Safira (1-11)

    • Nanao famantarana be dia be ny apostoly (12-16)

    • Natao am-ponja dia nafahana (17-21a)

    • Nentina teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy indray (21b-32)

      • ‘Andriamanitra no ankatoavina, fa tsy olona’ (29)

    • Torohevitr’i Gamaliela (33-40)

    • Nitory isan-trano (41, 42)

  • 6

    • Lehilahy fito nofidina hizara sakafo (1-7)

    • Nampangaina ho nanevateva an’Andriamanitra i Stefana (8-15)

  • 7

    • Lahatenin’i Stefana teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (1-53)

      • Tamin’ny andron’ny loham-pianakaviana fahiny (2-16)

      • Mosesy mpitarika; Israely nanompo sampy (17-43)

      • Tsy mipetraka ao amin’ny tempoly nataon-tanana i Jehovah (44-50)

    • Notoraham-bato i Stefana (54-60)

  • 8

    • Saoly mpanenjika (1-3)

    • Nisy vokany be ny fitorian’i Filipo tany Samaria (4-13)

    • Petera sy Jaona nirahina ho any Samaria (14-17)

    • Nitady hividy fanahy masina i Simona (18-25)

    • Ilay tandapa etiopianina (26-40)

  • 9

    • Saoly teny an-dalana ho any Damaskosy (1-9)

    • Nirahina hanampy an’i Saoly i Ananiasy (10-19a)

    • Nitory momba an’i Jesosy tany Damaskosy i Saoly (19b-25)

    • Nitsidika an’i Jerosalema i Saoly (26-31)

    • Nanasitrana an’i Enea i Petera (32-35)

    • Natsangana tamin’ny maty i Dorkasy, vehivavy nalala-tanana (36-43)

  • 10

    • Fahitana hitan’i Kornelio (1-8)

    • Fahitana hitan’i Petera momba ireo biby nodiovina (9-16)

    • Nitsidika an’i Kornelio i Petera (17-33)

    • Nitory ny vaovao tsara tamin’ny hafa firenena i Petera (34-43)

      • “Tsy mijery tavan’olona Andriamanitra” (34, 35)

    • Nahazo fanahy masina ny hafa firenena ary natao batisa (44-48)

  • 11

    • Nanao tatitra tamin’ny apostoly i Petera (1-18)

    • Barnabasy sy Saoly tany Antiokia any Syria (19-26)

      • Nantsoina voalohany hoe Kristianina ny mpianatra (26)

    • Naminany i Agabo hoe hisy mosary (27-30)

  • 12

    • Novonoina i Jakoba; nogadraina i Petera (1-5)

    • Nafahana tamin’ny fomba mahagaga i Petera (6-19)

    • Nisy anjely namely an’i Heroda (20-25)

  • 13

    • Nalefa ho misionera i Barnabasy sy Saoly (1-3)

    • Nitory tany Sipra (4-12)

    • Lahatenin’i Paoly tany Antiokia any Pisidia (13-41)

    • Faminaniana sy didy mba ho any amin’ny hafa firenena (42-52)

  • 14

    • Fitomboana sy fanoherana tany Ikonioma (1-7)

    • Noheverina fa andriamanitra tany Lystra (8-18)

    • Notoraham-bato i Paoly fa tsy maty (19, 20)

    • Nankahery an’ireo fiangonana (21-23)

    • Niverina tany Antiokia any Syria (24-28)

  • 15

    • Adihevitra tany Antiokia momba ny famorana (1, 2)

    • Nentina tany Jerosalema ilay adihevitra (3-5)

    • Nivory ny anti-panahy sy ny apostoly (6-21)

    • Taratasy avy amin’ny filan-kevi-pitantanana (22-29)

    • Nampahery an’ireo fiangonana ilay taratasy (30-35)

    • Nisara-dalana i Paoly sy Barnabasy (36-41)

  • 16

    • Nifidy an’i Timoty i Paoly (1-5)

    • Nahita lehilahy makedonianina tao amin’ny fahitana (6-10)

    • Lasa mpino i Lydia tany Filipy (11-15)

    • Nogadraina i Paoly sy Silasy (16-24)

    • Mpiambina fonja sy ny ankohonany natao batisa (25-34)

    • Nangataka an’ireo manam-pahefana i Paoly mba hiala tsiny (35-40)

  • 17

    • Paoly sy Silasy tany Tesalonika (1-9)

    • Paoly sy Silasy tany Beria (10-15)

    • Paoly tany Atena (16-22a)

    • Lahatenin’i Paoly teo amin’ny Areopago (22b-34)

  • 18

    • Ny fanompoan’i Paoly tany Korinto (1-17)

    • Niverina tany Antiokia any Syria (18-22)

    • Nankany Galatia sy Frijia i Paoly (23)

    • Nampiana i Apolosy, lehilahy nahay nandaha-teny (24-28)

  • 19

    • Paoly tany Efesosy; nisy natao batisa indray (1-7)

    • Ny fampianarana nataon’i Paoly (8-10)

    • Nandroso ny fitoriana na dia betsaka aza no nifandray tamin’ny demonia (11-20)

    • Rotaka tany Efesosy (21-41)

  • 20

    • Paoly tany Makedonia sy Gresy (1-6)

    • Eotyka natsangana tamin’ny maty tany Troasy (7-12)

    • Avy tany Troasy dia nankany Mileto (13-16)

    • Nihaona tamin’ny anti-panahy tany Efesosy i Paoly (17-38)

      • Nampianatra isan-trano (20)

      • “Mahasambatra kokoa ny manome” (35)

  • 21

    • Teny an-dalana ho any Jerosalema (1-14)

    • Tonga tany Jerosalema (15-19)

    • Narahin’i Paoly ny torohevitra nomen’ny anti-panahy (20-26)

    • Rotaka tao amin’ny tempoly; voasambotra i Paoly (27-36)

    • Navela hiresaka tamin’ny vahoaka i Paoly (37-40)

  • 22

    • Fiarovan-tenan’i Paoly teo anatrehan’ny vahoaka (1-21)

    • Nampiasain’i Paoly ny zom-pirenena romanina nananany (22-29)

    • Nasaina nivory ny Fitsarana Avo Jiosy (30)

  • 23

    • Niteny teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy i Paoly (1-10)

    • Nankahery an’i Paoly ny Tompo (11)

    • Tetika hamonoana an’i Paoly (12-22)

    • Nafindra tany Kaisaria i Paoly (23-35)

  • 24

    • Fiampangana an’i Paoly (1-9)

    • Fiarovan-tenan’i Paoly teo anatrehan’i Feliksa (10-21)

    • Nihantona roa taona ny fitsarana an’i Paoly (22-27)

  • 25

    • Fitsarana an’i Paoly teo anatrehan’i Festosy (1-12)

      • “Ampakariko any amin’i Kaisara ity raharaha ity!” (11)

    • Niresaka tamin’i Agripa Mpanjaka momba an’i Paoly i Festosy (13-22)

    • Paoly teo anatrehan’i Agripa (23-27)

  • 26

    • Fiarovan-tenan’i Paoly teo anatrehan’i Agripa (1-11)

    • Nohazavain’i Paoly ny nampiova finoana azy (12-23)

    • Valin-tenin’i Festosy sy Agripa (24-32)

  • 27

    • Nandeha sambo ho any Roma i Paoly (1-12)

    • Tratran’ny tafio-drivotra ilay sambo (13-38)

    • Vaky sambo (39-44)

  • 28

    • Tonga teny an-tanety tao Malta (1-6)

    • Nositranina ny rain’i Poplio (7-10)

    • Handeha ho any Roma (11-16)

    • Niresaka tamin’ny Jiosy tany Roma i Paoly (17-29)

    • Nitory nandritra ny roa taona i Paoly ary tena sahy izy (30, 31)