NY TILIKAMBO FIAMBENANA Mey 2013 | Ratsy Fanahy ve Andriamanitra?

Rehefa mahita ny loza voajanahary sy ny didim-pitsaran’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly ny olona sasany, dia milaza fa ratsy fanahy izy. Marina ve izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana ny Olona no Milaza fa Ratsy Fanahy Andriamanitra?

Olona maro no mieritreritra fa ratsy fanahy be Andriamanitra sady tsy miraharaha ny fijalian’ny olona. Inona no lazain’ny Baiboly?

MATOAN-DAHATSORATRA

Loza Voajanahary—Porofo ve Ireny fa Ratsy Fanahy Andriamanitra?

Nahoana Andriamanitra no mamela ny tsy manan-tsiny ho faty rehefa misy loza voajanahary? Mamaly an’izany ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Didim-pitsaran’Andriamanitra—Porofo ve Ireny fa Ratsy Fanahy Izy?

Ratsy fanahy ve Andriamanitra satria nandringana ny olona tamin’ny Safodrano sy nandringana ny Kananita?

MATOAN-DAHATSORATRA

Matoky An’Andriamanitra ve Ianao?

Inona no soa horaisinao raha mahafantatra tsara an’Andriamanitra, toy ny namanao akaiky, ianao?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Te ho Lasa Mompera Aho”

Te ho lasa mompera i Roberto Pacheco, tamin’izy mbola kely. Inona no nahatonga azy hanova ny tanjony?

TOROHEVITRA HAHASAMBATRA NY FIANAKAVIANA

Renikely ve Ianao sa Nanambady Indray ny Vadinao?

Inona ny torohevitry ny Baiboly afaka manampy ny fianakaviana misy raikely na renikely?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

Miahy Anao Tokoa ve i Jehovah?

Sarotra aminao ve ny mino hoe sarobidy amin’Andriamanitra ianao? Hita amin’ny tenin’i Jesosy ao amin’ny Jaona 6:44 fa miahy anao manokana Andriamanitra.

Fanontaniana Ara-baiboly

Avelan’i Jehovah daholo ve ny fahotana rehetra na dia fahotana lehibe aza? Inona no tokony hataontsika mba hahazoana sitraka aminy?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mino ve ny Vavolombelon’i Jehovah fa Izy Ireo Ihany no ho Voavonjy?

Hazavain’ny Baiboly hoe iza no mety ho voavonjy.