Hijery ny anatiny

Fiezahana Hanam-pinoana

Antony Inoana An’Andriamanitra

Tena Misy ve Andriamanitra?

Manome valiny dimy tena mampiaiky ny Baiboly.

Fianarana Momba An’Andriamanitra

Iza no Anaran’Andriamanitra?

Fantatrao ve hoe manana anarana mampiavaka azy Andriamanitra?

Inona no Hanampy Anao ho Lasa Naman’Andriamanitra?

Ireto misy soso-kevitra fito afaka manampy anao hinamana amin’Andriamanitra.

Inona no Ianarantsika avy Amin’ireo Mpaminany?

Hiresaka mpaminany telo isika ato. Atoron’izy ireo antsika ny momba an’Andriamanitra, sy izay tokony hatao mba hahazoana ny fitahiany.

Azo Atao Ihany ve ny Mahafantatra An’Andriamanitra?

Tsy takatry ny saintsika ny zavatra sasany momba an’Andriamanitra. Raha misaintsaina azy ireny anefa isika, dia vao mainka hahafantatra azy bebe kokoa.

Afaka Mahita An’ilay Andriamanitra Tsy Hita Maso ve Ianao?

Ahoana no hampiasanao ny ‘mason’ny fonao’?

Ny Marina Momba An’Andriamanitra sy Kristy

Inona no tsy mampitovy an’i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy?

Hoatran’ny Ahoana Andriamanitra?

Inona avy no toetran’Andriamanitra miavaka indrindra?

Mba Mijery Anao ve Izy?

Inona no manaporofo fa tia antsika Andriamanitra sady mitady izay hahasoa antsika?

Mba Malahelo Anao ve Izy?

Manome toky antsika ny Baiboly fa mijery antsika Andriamanitra, mahafantatra ny manjo antsika, ary malahelo antsika.

Hasarobidin’ny Finoana

Nahoana Isika no Mila An’Andriamanitra?

Ho hitanao ato fa afaka ny ho sambatra sy ho afa-po eo amin’ny fiainana ianao, raha mifandray amin’Andriamanitra.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Finoana?

Milaza ny Baiboly hoe ‘raha tsy amin’ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka amin’Andriamanitra.’ Fa inona no atao hoe finoana? Ahoana no hananana azy io?

Mamita-tena ve ny Olona Raha Manana Finoana?

Tsy mampirisika ny olona hino an-jambany ny Baiboly, fa handinika tsara sy hitady porofo vao hino zavatra iray.

Namaly ny Fanontaniako Rehetra ny Baiboly

Tsy nino an’Andriamanitra intsony i Mayli Gündel rehefa maty ny dadany. Inona no nanampy azy hilamin-tsaina sy hino an’Andriamanitra indray?

Kivy Tamin’ny Fivavahana Aho

Mba te hahafantatra an’Andriamanitra i Tom, nefa nanjary diso fanantenana tamin’ny fivavahana. Lasa nanana fanantenana indray anefa izy rehefa nianatra Baiboly.

Olana Atrehin’izay Manam-pinoana

Inona no Hanampy ny Olona Tsy Hifankahala Intsony?​—Ekeo ny Fanampian’Andriamanitra

Manampy anao hanana toetra hahatonga anao tsy hankahala ny hafa intsony ny fanahy masin’Andriamanitra.

Lasa Atao Fitadiavam-bola Indray ve ny Fivavahana?

Mahantra ny ankamaroan’ny mpivavaka, any amin’ny fiangonana sasany, nefa ny pasiteran-dry zareo mpanakarena be mihitsy.

Mety ve ny Mitaky Fanazavana Amin’Andriamanitra?

Indraindray tsy azontsika hoe nahoana ny zavatra iray no mitranga. Iza no afaka manazava antsika an’izany? Afaka manontany an’Andriamanitra ve isika?

Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly?

Misy valiny mampahery sy mahafa-po ao amin’ny Baiboly.

Nahoana ny Olona no Milaza fa Ratsy Fanahy Andriamanitra?

Olona maro no mieritreritra fa ratsy fanahy be Andriamanitra sady tsy miraharaha ny fijalian’ny olona. Inona no lazain’ny Baiboly?

Fanatonana An’Andriamanitra

Mahatsapa ho Akaiky An’Andriamanitra ve Ianao?

Olona an-tapitrisany no resy lahatra fa mandray azy ho namana Andriamanitra.

Tianao ve ny ho Akaiky An’Andriamanitra?

Jereo ato hoe henoin’Andriamanitra ve ny vavaka rehetra, ahoana no atao rehefa mivavaka, ary inona koa no azontsika atao mba ho akaiky an’Andriamanitra.

Nahoana no Tena Sarobidy Ilay Fanomezana?

Inona no mahatonga ny fanomezana iray ho sarobidy kokoa noho ny hafa? Raha misaintsaina an’izany isika, dia hankasitraka kokoa ny vidim-panavotana.

Ny Mety sy ny Tsy Mety: Tari-dalana Azo Ianteherana ny Baiboly

Ahoana no hahazoanao antoka hoe misy tari-dalana azo ianteherana momba ny fitondran-tena ao amin’ny Baiboly?

Afaka Mampifaly An’Andriamanitra ve Isika?

Hitantsika amin’ny tantaran’i Joba sy Lota ary Davida ny valiny. Nanao fahadisoana goavana izy ireo.

Te ho Velona Mandrakizay ve Ianao?

Mampanantena ny Baiboly hoe ho velona mandrakizay izay manao ny sitrapon’Andriamanitra. Zavatra telo no tiany hataontsika.

Handray Soa Ianao Rehefa Fantatrao hoe Tia Anao Izy

Manome toky ny Baiboly fa ho tsara be ny fiainantsika amin’ny hoavy.